Romanina 12:12 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Efesianina 6:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra. Filipianina 4:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Kolosianina 4:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Mahareta amin’ny vavaka.+ Aza hadinoina mihitsy ny mivavaka sy ny misaotra.*+ 1 Tesalonianina 5:17 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
18 Ary mivavaha foana+ na amin’ny fotoana inona na amin’ny fotoana inona, sady araho ny fitarihan’ny fanahy,+ ka manaova vavaka sy fitalahoana amin’ny endriny rehetra. Miambena àry sady manaova foana fitalahoana ho an’ny olona masina rehetra.