FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Isaia 66:2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  2 “Ny tanako no nanao an’ireny zavatra rehetra ireny,

      Ka izany no nampisy azy rehetra ireny”, hoy i Jehovah.+

      “Izao àry ny olona hotsinjoviko:

      Ny manetry tena sy kivy izay mangovitra* noho ny teniko.+

  • Matio 21:28-31
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 “Ahoana ny hevitrareo? Nisy lehilahy nanan-janaka roa lahy. Nankeo amin’ilay voalohany izy ka niteny hoe: ‘Mandehana, anaka, miasa any an-tanimboaloboka androany.’ 29 Dia namaly ilay zanany hoe: ‘Izaho tsy handeha.’ Nanenina anefa izy avy eo ka nandeha ihany. 30 Nankeo amin’ilay zanany faharoa indray ilay lehilahy, ka niteny hoatr’izany koa. Dia namaly io hoe: ‘Eny, tompoko, handeha aho.’ Tsy nandeha anefa izy. 31 Iza amin’izy mirahalahy àry no nanao ny sitrapon’ny rainy?” Dia hoy ireo: “Ilay voalohany.” Ary hoy i Jesosy taminy: “Lazaiko marina aminareo fa ny mpamory hetra sy ny mpivaro-tena no hiditra alohanareo any amin’ny Fanjakan’Andriamanitra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara