FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Salamo 118:22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  22 Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano

      No lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+

  • Isaia 28:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Izao àry no tenin’i Jehovah Tompo Fara Tampony:

      “Mametraka vato fototra ao Ziona aho, dia vato efa voasedra.+

      Io no vato fehizoro+ sarobidy izay fototra azo antoka.+

      Tsy hatahotra izay rehetra maneho finoana azy io.+

  • Matio 21:42
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 42 Ary hoy i Jesosy taminy: “Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?+

  • Matio 21:44
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 44 Ho potipotika izay mianjera eo amin’io vato io,+ ary ho torotoro izay ianjerany.”+

  • Marka 12:10, 11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Angaha mbola tsy novakinareo tao amin’ny Soratra Masina mihitsy ilay hoe: ‘Ny vato tsy tian’ny* mpanao trano no lasa vato fehizoro lehibe indrindra.*+ 11 Avy amin’i Jehovah* izany sady mahavariana antsika’?”+

  • Asan’ny Apostoly 4:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
  • 1 Petera 2:7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 7 Aminareo àry no sarobidy izy, satria mpino ianareo. Fa amin’ny tsy mpino kosa, dia “ny vato tsy tian’ny* mpanao trano+ no lasa vato fehizoro lehibe indrindra”,*+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara