-
Isaia 8:14, 15Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Dia ho lasa toy ny toerana masina Izy,
Nefa koa ho vato hamelezana,
Sady ho vatolampy mahatafintohina+
Ho an’ny fanjakana roan’ny Israely,
Ary ho fandrika sy vela-pandrika
Ho an’ny mponin’i Jerosalema.
15 Maro amin’izy ireo no ho tafintohina sy ho lavo ary ho torotoro.
Ho voafandrika sy ho voasambotra izy ireo.
-