-
Matio 24:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Tamin’i Jesosy niala tao amin’ny tempoly, dia nanatona azy ny mpianany mba hampiseho azy an’ireo trano tao amin’ny tempoly. 2 Dia hoy izy tamin’izy ireo: “Hitanareo ve ireo rehetra ireo? Lazaiko marina aminareo fa tsy hisy vato havela hifanaingina mihitsy eo, fa harodana daholo.”+
-