Asan’ny Apostoly 11:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza mialoha fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany.*+ Dia izany tokoa no nitranga tamin’ny andron’i Klaodio. Apokalypsy 6:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
28 Anisan’ireny ilay antsoina hoe Agabo,+ izay notarihin’ny fanahy hilaza mialoha fa tsy ho ela dia hisy mosary lehibe hanerana ny tany.*+ Dia izany tokoa no nitranga tamin’ny andron’i Klaodio.