FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Marka 13:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Rehefa entiny mba hatolotra an’ireo manam-pahefana ianareo, dia aza manahy ny amin’izay holazainareo. Hampahatsiahy anareo izay tokony holazaina amin’izany ora izany ny fanahy masina, satria tsy ianareo no miteny, fa ny fanahy masina.+

  • Asan’ny Apostoly 6:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Ary tena nankasitrahan’Andriamanitra i Stefana sady nomeny hery be, ka nahavita fahagagana* sy famantarana lehibe teo amin’ny vahoaka.

  • Asan’ny Apostoly 6:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Tsy nahatohitra azy anefa izy ireo, satria hita tamin’ny teniny hoe hendry izy sady nampian’ny fanahy masina.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara