Matio 26:31 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo anio alina, noho ny zavatra hanjo ahy, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+ Marka 14:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny ondry.’+ 1 Petera 5:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
31 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo anio alina, noho ny zavatra hanjo ahy, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry, dia hiparitaka ny andian’ondry.’+
27 Ary hoy i Jesosy: “Hahafoy ahy* daholo ianareo, fa voasoratra hoe: ‘Hasiako ny mpiandry,+ dia hiparitaka ny ondry.’+