Matio 6:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Matio 26:39 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka sady nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia mba esory amiko ity kaopy* ity.+ Aleo anefa tsy ny sitrapoko no hatao, fa ny anao.”+ Marka 14:36 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 36 Dia hoy izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aleo tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+ Jaona 5:30 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 6:38 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
39 Ary nandroso kelikely izy, dia niankohoka sady nivavaka+ hoe: “Raiko ô, raha azo atao, dia mba esory amiko ity kaopy* ity.+ Aleo anefa tsy ny sitrapoko no hatao, fa ny anao.”+
36 Dia hoy izy: “Aba,* Ray ô,+ hainao ny zava-drehetra. Esory amiko ity kaopy* ity, nefa aleo tsy izay tiako no hatao, fa izay tianao.”+