64 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voalazanao. Izao anefa no lazaiko aminareo: Manomboka izao dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay Mahery+ sady ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+
62 Dia hoy i Jesosy: “Izaho no izy. Ary ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay+ Mahery sady ho avy miaraka amin’ny rahon’ny lanitra.”+
32 Natsangan’Andriamanitra tamin’ny maty iny Jesosy iny, ary vavolombelon’izany izahay rehetra.+33 Koa satria nasandratra ho eo ankavanan’Andriamanitra izy+ ary nahazo ny fanahy masina nampanantenain’ny Ray,+ dia izy no nampilatsaka an’izao hitanareo sy renareo izao.
3Raha niara-natsangana tamin’i Kristy anefa ianareo,+ dia katsaho foana ny zavatra any ambony, any amin’izay ipetrahan’i Kristy eo ankavanan’Andriamanitra.+