-
Matio 27:35Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
35 Rehefa voafantsik’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy, dia nozarain’izy ireo ny akanjony ivelany ka nanaovany antsapaka.+
-
-
Marka 15:24Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
24 Dia nofantsihan’ireo teo amin’ny tsato-kazo izy, ary nozarain’izy ireo ny akanjony ivelany ka nanaovany antsapaka mba hahitana an’izay ho azon’izy tsirairay.+
-