-
Matio 27:37Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
37 Napetany terỳ ambonin’ny lohany koa ny soratra momba ny fiampangana azy hoe: “Ity no Jesosy Mpanjakan’ny Jiosy.”+
-
-
Marka 15:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ary natao terỳ ambony ilay fiampangana azy hoe: “Ny Mpanjakan’ny Jiosy.”+
-