-
Marka 16:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Rehefa tapitra ny Sabata,+ dia nividy zava-manitra i Maria+ Magdalena, sy Maria renin’i Jakoba, ary Salome, fa te ho any am-pasana izy ireo mba hanosotra an’izany amin’ny fatin’i Jesosy.+ 2 Dia nankany am-pasana vao maraina be izy ireo, tamin’ny andro voalohany amin’ny herinandro, rehefa niposaka ny masoandro.+
-