23 Isika kosa mitory an’i Kristy novonoina teo amin’ny tsato-kazo, izay zavatra manafintohina an’ireo Jiosy ary hadalana amin’ny hafa firenena.+ 24 Amin’izay voantso kosa anefa, na Jiosy na Grika, dia amin’ny alalan’i Kristy no isehoan’ny herin’Andriamanitra sy ny fahendren’Andriamanitra.+