Jaona 3:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Taorian’izany dia nankany ambanivohitr’i Jodia i Jesosy sy ny mpianany. Nijanona elaela tany niaraka tamin’ny mpianany izy, sady nanao batisa.+
22 Taorian’izany dia nankany ambanivohitr’i Jodia i Jesosy sy ny mpianany. Nijanona elaela tany niaraka tamin’ny mpianany izy, sady nanao batisa.+