Jaona 7:37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 37 Tamin’ilay andro farany, izay andro lehibe indrindra amin’ilay fety,+ dia nitsangana i Jesosy ka niteny mafy be, nanao hoe: “Izay mangetaheta dia manatòna ahy fa homeko rano izy hosotroiny.+
37 Tamin’ilay andro farany, izay andro lehibe indrindra amin’ilay fety,+ dia nitsangana i Jesosy ka niteny mafy be, nanao hoe: “Izay mangetaheta dia manatòna ahy fa homeko rano izy hosotroiny.+