-
Matio 16:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Ary nanatona azy ny Fariseo sy ny Sadoseo, ka nangataka azy hampiseho famantarana avy any an-danitra, mba hitsapana azy.+
-
-
1 Korintianina 1:22Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Fa mangataka famantarana+ ny Jiosy, ary mitady fahendrena ny Grika.
-