-
Matio 9:3, 4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
3 Dia niteny anakampo ny mpanora-dalàna sasany hoe: “Manevateva an’Andriamanitra ilehity.” 4 Fantatr’i Jesosy ny eritreritr’izy ireo, ka hoy izy: “Nahoana ianareo no ratsy saina hoatr’izany?+
-
-
Jaona 13:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fantany mantsy ilay hamadika azy,+ ka izany no nilazany hoe: “Tsy ianareo rehetra no madio.”
-