FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 12:46
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 46 Raha mbola niteny tamin’ny vahoaka izy, dia tonga ny reniny sy ny rahalahiny.+ Nijoro tao ivelany izy ireo fa te hiresaka taminy.+

  • Marka 6:3
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Angaha tsy io ilay mpandrafitra+ zanak’i Maria,+ sady rahalahin’i Jakoba+ sy Josefa sy Jodasy ary Simona?+ Ary angaha moa tsy eto amintsika ny anabaviny?” Dia tsy nety nino azy* izy ireo.

  • Lioka 8:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary nankany amin’i Jesosy ny reniny sy ny rahalahiny,+ saingy tsy afaka nankeny akaikiny satria be loatra ny vahoaka.+

  • Jaona 2:12
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Taorian’izay, dia nidina nankany Kapernaomy+ izy sy ny reniny sy ny rahalahiny+ ary ny mpianany, nefa tsy nijanona ela tany.

  • Asan’ny Apostoly 1:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Dia niray saina izy rehetra ka tsy nitsahatra nivavaka. Nisy vehivavy+ vitsivitsy niaraka tamin’izy ireo, ary teo koa i Maria renin’i Jesosy sy ireo rahalahiny.+

  • Galatianina 1:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Tsy nahita apostoly hafa mihitsy anefa aho, fa i Jakoba+ rahalahin’ny Tompo ihany no hitako.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara