-
Jaona 5:8, 9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Hoy i Jesosy: “Mitsangàna! Batao ny fandriananao dia mandehana.”+ 9 Tonga dia sitrana ilay lehilahy, ka nobatainy ny fandrianany dia nanomboka nandeha izy.
Sabata ny andro tamin’izay.
-