-
Jaona 8:54, 55Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Dia namaly i Jesosy hoe: “Tsinontsinona ny voninahitro raha manome voninahitra ny tenako aho. Ny Raiko no manome voninahitra ahy,+ dia izy izay lazainareo hoe Andriamanitrareo. 55 Tsy fantatrareo anefa izy,+ fa izaho no mahafantatra azy.+ Raha milaza aho hoe tsy fantatro izy, dia mpandainga hoatr’anareo koa aho. Fantatro anefa izy, ary manaraka ny teniny aho.
-