-
Jaona 13:33Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
33 Kely sisa no iarahako aminareo, ry zanako malalako. Hitady ahy ianareo, ary izay nolazaiko tamin’ny Jiosy ihany no lazaiko aminareo koa izao, hoe: ‘Izay alehako dia tsy azonareo aleha.’+
-
-
Jaona 16:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 Rehefa afaka kelikely dia tsy hahita ahy intsony ianareo,+ fa rehefa afaka kelikely indray dia hahita ahy ianareo.”
-