-
Jaona 1:46Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
46 Hoy anefa i Natanaela: “Angaha moa mba misy zavatra tsara avy any Nazareta?” Hoy i Filipo: “Avia ange jereo e!”
-
-
Jaona 7:52Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
52 Dia hoy izy ireo: “Angaha koa ianao avy any Galilia? Diniho tsara dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany avy any Galilia.”*
-