Matio 7:28, 29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Rehefa avy niteny an’izany rehetra izany i Jesosy, dia gaga ny vahoaka tamin’ny fomba fampianany.+ 29 Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy,+ fa tsy toy ny mpanora-dalàna. Lioka 4:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra nolazain’ny vavany,+ ka hoy izy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+
28 Rehefa avy niteny an’izany rehetra izany i Jesosy, dia gaga ny vahoaka tamin’ny fomba fampianany.+ 29 Nampianatra azy ireo toy ny olona manana fahefana mantsy izy,+ fa tsy toy ny mpanora-dalàna.
22 Nidera azy daholo ny rehetra, ary gaga noho ny teny mahafinaritra nolazain’ny vavany,+ ka hoy izy ireo: “Tsy zanak’i Josefa ve io e?”+