2 Mpanjaka 5:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Olona anefa no nirahin’i Elisa nankany aminy, hilaza hoe: “Mandehana mandro impito+ ao amin’ny Reniranon’i Jordana,+ dia hiverina hoatran’ny taloha indray ny nofonao, ka hadio ianao.” 2 Mpanjaka 5:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Lasa nidina àry i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia lasa hoatran’ny nofon-jazalahikely+ indray ny nofony, ka nadio+ izy.
10 Olona anefa no nirahin’i Elisa nankany aminy, hilaza hoe: “Mandehana mandro impito+ ao amin’ny Reniranon’i Jordana,+ dia hiverina hoatran’ny taloha indray ny nofonao, ka hadio ianao.”
14 Lasa nidina àry i Namàna ka nisitrika impito tao Jordana, araka ny tenin’ilay lehilahin’Andriamanitra.+ Dia lasa hoatran’ny nofon-jazalahikely+ indray ny nofony, ka nadio+ izy.