FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 7:13
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Tsy nisy sahy niresaka momba azy teo imason’ny olona anefa, noho ny fahatahorana ny Jiosy.+

  • Jaona 19:38
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 38 Taorian’izany, dia nangataka tamin’i Pilato i Josefa avy any Arimatia, raha azony esorina ny fatin’i Jesosy. Mpianatr’i Jesosy io Josefa io, saingy tsy niteniteny izy noho ny fahatahorany ny Jiosy.+ Navelan’i Pilato hanao an’izany i Josefa, ka tonga nanala an’ilay faty.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara