-
Salamo 66:18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
18 Raha nieritreritra zava-dratsy foana aho tato am-poko,
Dia tsy ho nihaino ahy i Jehovah.+
-
-
Ohabolana 28:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Izay tsy mety mihaino ny lalàna,
Na ny vavaka ataony aza maharikoriko.+
-