-
Jaona 2:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Be dia be no lasa nino ny anarany rehefa nahita ny famantarana nataony, tamin’izy tany Jerosalema tamin’ny fetin’ny Paska.
-
-
Jaona 10:42Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
42 Ary betsaka ny olona nino an’i Jesosy tany.
-
-
Jaona 12:10, 11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Niray tetika hamono an’i Lazarosy koa àry ny lehiben’ny mpisorona, 11 satria izy no nahatonga ny Jiosy be dia be hankany Betania sy hino an’i Jesosy.+
-