-
Matio 26:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Nasiany an’iny menaka manitra iny ny vatako, satria te hanomana ny fandevenana ahy izy.+
-
-
Marka 14:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Nanao izay azony natao izy, ka nandraraka menaka manitra tamin’ny vatako mba hanomanana mialoha ny fandevenana ahy.+
-
-
Jaona 19:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Nalain’izy roa lahy àry ny fatin’i Jesosy, dia nofonosiny lamba rongony niaraka tamin’ny zava-manitra,+ araka ny fanaon’ny Jiosy rehefa mandevina.
-