-
Lioka 24:45Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
45 Dia nosokafany tanteraka ny sain’izy ireo mba ho azon’izy ireo tsara ny hevitry ny Soratra Masina,+
-
-
Jaona 14:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Ilay mpanampy, izany hoe ny fanahy masina, izay hirahin’ny Ray amin’ny anarako, anefa no hampianatra anareo ny zava-drehetra, sady hampahatsiahy anareo an’izay rehetra nolazaiko taminareo.+
-