-
Jaona 16:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ary farany, porofo momba ny fitsarana, satria efa voatsara ilay mpitondra an’izao tontolo izao.+
-
-
Asan’ny Apostoly 26:17, 18Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Ary hamonjy anao amin’ity vahoaka ity sy amin’ny hafa firenena izay anirahako anao aho.+ 18 Hirahiko ianao mba hanokatra ny masony,+ ka hialany amin’ny haizina+ ho ao amin’ny mazava,+ ary hialany amin’ny fahefan’i Satana+ ho eo ambany fahefan’Andriamanitra. Amin’izay izy ireo hahazo famelan-keloka+ ary hahazo lova miaraka amin’ireo nohamasinina noho izy ireo mino ahy.’
-
-
Efesianina 2:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Novelomin’Andriamanitra koa ianareo, na dia maty noho ny helokareo sy ny fahotanareo aza.+ 2 Hoatr’izany ianareo taloha, satria nanao ny fanaon’izao* tontolo izao+ sady nanaraka an’ilay mpitondra mifehy ny rivotra. Io rivotra io+ dia ny toe-tsaina+ manjaka amin’izao ao amin’ny zanaky ny tsy fankatoavana.
-