38 Taorian’izany, dia nangataka tamin’i Pilato i Josefa avy any Arimatia, raha azony esorina ny fatin’i Jesosy. Mpianatr’i Jesosy io Josefa io, saingy tsy niteniteny izy noho ny fahatahorany ny Jiosy.+ Navelan’i Pilato hanao an’izany i Josefa, ka tonga nanala an’ilay faty.+