-
Jaona 12:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Hoy anefa i Jesosy tamin’izy ireo: “Tonga ny fotoana hanomezam-boninahitra ny Zanak’olona.+
-
-
Jaona 17:1Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Nitraka nijery ny lanitra i Jesosy rehefa avy nilaza an’izany, dia hoy izy: “Ray ô, tonga ny fotoana. Omeo voninahitra ny zanakao mba hanomezany voninahitra anao.+
-