-
Jaona 14:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 Efa nolazaiko taminareo mialoha izany, amin’izay ianareo mino rehefa tena mitranga izany.+
-
-
Jaona 16:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Noteneniko anareo anefa izany, amin’izay rehefa tonga ny fotoana itrangan’izany, dia ho tadidinareo hoe efa niteny an’izany taminareo aho.+
“Tsy noteneniko anareo izany tamin’ny voalohany, satria mbola teo aminareo aho.
-