-
Jaona 12:4-6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Hoy anefa i Jodasy Iskariota,+ anisan’ny mpianany, ilay efa hamadika azy: 5 “Fa maninona no tsy namidy 300 denaria* iny menaka manitra iny, dia nomena ny mahantra ny vola?” 6 Tsy noho izy miahy ny mahantra anefa no nilazany an’izany, fa noho izy mpangalatra. Izy mantsy no nitana ny boatim-bola, dia nangalariny foana ny tao anatiny.
-