-
2 Petera 1:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Fa raha anananareo ireo toetra ireo sady anananareo betsaka, dia tsy havelan’ireo hipetra-potsiny na tsy hahavokatra+ ianareo, fa hampihatra ny fahalalana tsara azonareo momba an’i Jesosy Kristy Tompontsika.
-