-
Matio 11:21Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
21 Hoy izy: “Hahita loza ianao, ry Korazina! Hahita loza ianao, ry Betsaida! Raha tany Tyro sy Sidona mantsy no nanaovana an’ireny fahagagana natao tao aminareo ireny, dia ho efa ela ry zareo no nibebaka ka nanao akanjo gony sy nihosina lavenona.+
-