19 Dia hoy ireo: “Aiza àry ny Rainao?” Namaly i Jesosy hoe: “Samy tsy fantatrareo na izaho na ny Raiko.+ Raha nahafantatra ahy mantsy ianareo, dia ho fantatrareo koa ny Raiko.”+
8 Tsy nisy nahafantatra an’izany fahendrena izany ny mpitondra teto amin’izao tontolo izao.*+ Raha fantatr’izy ireo mantsy izany, dia tsy ho novonoiny* ny Tompo be voninahitra.