FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 28:8
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 8 Niala haingana teo am-pasana àry izy roa vavy, sady natahotra no faly be, ary nihazakazaka mba hilaza an’izany tamin’ny mpianatr’i Jesosy.+

  • Lioka 24:39-41
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 39 Jereo ny tanako sy ny tongotro, fa izaho ihany ity. Kasiho aho dia jereo, fa ny anjely tsy manana nofo sy taolana hoatran’izao ahitanareo ahy izao.” 40 Sady niteny an’izany izy no nampiseho tamin’izy ireo ny tanany sy ny tongony. 41 Mbola tsy nino ihany anefa izy ireo satria faly loatra sady gaga be, ka hoy izy: “Misy zavatra azo hanina ve ato aminareo?”

  • Jaona 20:19, 20
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Rehefa hariva ny andro, tamin’io andro voalohany amin’ny herinandro io, dia tonga i Jesosy ka nitsangana teo afovoan’ny mpianatra. Nihidy tao an-trano izy ireo tamin’izay noho ny fahatahorany ny Jiosy. Dia hoy i Jesosy: “Fiadanana anie ho anareo!”+ 20 Rehefa avy niteny an’izany izy, dia nasehony azy ireo ny tanany sy ny takibany.+ Dia faly ny mpianatra nahita ny Tompo.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara