Jaona 17:7, 8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Efa fantany izao fa avy taminao ny zava-drehetra nomenao ahy. 8 Efa noteneniko azy mantsy izay nolazainao tamiko.+ Dia nekeny izany, ka lasa fantany tsara fa solontenanao aho.+ Nino koa izy ireo hoe ianao no naniraka ahy.+
7 Efa fantany izao fa avy taminao ny zava-drehetra nomenao ahy. 8 Efa noteneniko azy mantsy izay nolazainao tamiko.+ Dia nekeny izany, ka lasa fantany tsara fa solontenanao aho.+ Nino koa izy ireo hoe ianao no naniraka ahy.+