FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:55
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 55 Dia hoy i Jesosy tamin’ny vahoaka: “Tonga hisambotra ahy miaraka amin’ny sabatra sy kibay ve ianareo, hoatr’ireny hisambotra jiolahy ireny? Isan’andro aho nipetraka nampianatra tao amin’ny tempoly,+ nefa tsy nosamborinareo.+

  • Lioka 4:15
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 15 Nampianatra tao amin’ny synagogan’izy ireo izy, ka nomen’ny rehetra voninahitra.

  • Lioka 19:47
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 47 Mbola nampianatra isan’andro tao amin’ny tempoly izy. Nitady hamono azy anefa ny lehiben’ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna ary ny lehiben’ny vahoaka,+

  • Jaona 7:14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 14 Rehefa nisasaka ilay fety, dia niakatra tao amin’ny tempoly i Jesosy ka nampianatra.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara