-
Jaona 18:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Ary nanana sabatra i Simona Petera. Dia notsoahany ilay izy, ka nasiany ny mpanompon’ny mpisoronabe dia tapaka ny sofiny havanana.+ Malko no anaran’io mpanompo io.
-