FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 27:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 Ary hitan’i Pilato fa tsy nisy vokany ny nataony fa vao mainka nisahotaka ny olona. Dia naka rano izy, ka nanasa tanana teo anatrehan’ny vahoaka sady niteny hoe: “Tsy tompon’andraikitra amin’ny fahafatesan’io lehilahy io àry aho! Anareo izany!”

  • Lioka 23:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy i Pilato tamin’ny lehiben’ny mpisorona sy ny vahoaka: “Tsy hitako izay helok’ity lehilahy ity.”+

  • Jaona 15:25
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 25 Mitranga anefa izany mba ho tanteraka ilay voasoratra ao amin’ny Lalàna hoe: ‘Nankahala ahy tsy amin’antony izy ireo.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara