FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Matio 26:63-65
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 63 Mbola tsy niteny ihany+ anefa i Jesosy, ka hoy ny mpisoronabe taminy: “Asaiko mianiana amin’ilay Andriamanitra velona ianao mba hilaza aminay raha ianao no Kristy Zanak’Andriamanitra!”+ 64 Dia hoy i Jesosy taminy: “Voalazanao. Izao anefa no lazaiko aminareo: Manomboka izao dia ho hitanareo ny Zanak’olona+ hipetraka eo ankavanan’Ilay Mahery+ sady ho avy eny amin’ny rahon’ny lanitra.”+ 65 Dia nandrovitra ny akanjony ivelany ny mpisoronabe sady niteny hoe: “Nanevateva an’Andriamanitra izy! Inona indray no mbola ilantsika vavolombelona? Efa henonareo ilay izy nanevateva an’Andriamanitra teo!

  • Jaona 5:18
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 18 Ary vao mainka nitady hamono azy ny Jiosy. Nihevitra mantsy izy ireo fa tsy nitandrina ny Sabata izy sady niantso an’Andriamanitra hoe Rainy,+ ka nanao ny tenany ho mitovy amin’Andriamanitra.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara