-
Matio 27:12Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
12 Tsy namaly mihitsy anefa izy rehefa nampangain’ny lehiben’ny mpisorona sy ny anti-panahy.+
-
-
Matio 27:14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
14 Tsy namaly azy anefa izy na indraim-bava aza, dia gaga be ilay governora.
-