-
Matio 27:61Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
61 Fa i Maria Magdalena sy ilay Maria anankiray kosa mbola nijanona teo ihany, nipetraka teo anoloan’ilay fasana.+
-
-
Marka 15:40Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
40 Nisy vehivavy koa nitazana teny lavidavitra teny. Anisan’ireny i Maria Magdalena, sy Maria renin’i Jakoba kely sy Josesy, ary Salome,+
-
-
Lioka 23:49Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
49 Ary nijoro teny lavitra teny ny olom-pantany rehetra. Teo koa ireo vehivavy nanaraka azy avy tany Galilia ka nahita an’izany.+
-