-
Levitikosy 23:5-7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Paska+ ho an’i Jehovah ny andro faha-14 amin’ny volana voalohany,+ amin’ny takariva.*
6 “‘Ny andro faha-15 amin’io volana io dia Fetin’ny Mofo Tsy Misy Lalivay.+ Fety ho an’i Jehovah izany, ary mandritra ny fito andro ianareo no hihinana mofo tsy misy lalivay.+ 7 Hanao fivoriambe masina ianareo amin’ny andro voalohany.+ Tsy tokony hanao asa mafy ianareo, na inona izany na inona.
-