FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Jaona 3:1, 2
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 3 Nisy lehilahy iray anisan’ny Fariseo. Nikodemosy+ no anarany, ary mpitondra teo amin’ny Jiosy izy. 2 Tonga tao amin’i Jesosy izy rehefa alina,+ ka niteny taminy hoe: “Raby ô,+ fantatray fa mpampianatra nirahin’Andriamanitra ianao, satria tsy misy mahavita an’ireny famantarana+ nataonao ireny raha tsy ampian’Andriamanitra.”+

  • Jaona 7:50-52
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Hoy anefa i Nikodemosy, ilay tonga tany amin’i Jesosy teo aloha, sady anisan’ny Fariseo: 51 “Angaha moa ny lalàntsika manameloka olona, raha tsy efa heno aloha izay lazainy ka fantatra izay ataony?”+ 52 Dia hoy izy ireo: “Angaha koa ianao avy any Galilia? Diniho tsara dia ho hitanao fa tsy misy mpaminany avy any Galilia.”*

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara