Jaona 19:41, 42 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 41 Nisy zaridaina teo amin’ilay toerana namonoana azy,* ary nisy fasana vaovao+ mbola tsy nandevenana mihitsy tao amin’ilay zaridaina. 42 Andro Fiomanan’ny Jiosy+ tamin’izay, sady teo akaiky teo ilay fasana, ka naleviny tao i Jesosy.
41 Nisy zaridaina teo amin’ilay toerana namonoana azy,* ary nisy fasana vaovao+ mbola tsy nandevenana mihitsy tao amin’ilay zaridaina. 42 Andro Fiomanan’ny Jiosy+ tamin’izay, sady teo akaiky teo ilay fasana, ka naleviny tao i Jesosy.