-
Lioka 3:19, 20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 Fa nanarin’i Jaona kosa i Heroda lehibem-paritra satria naka an’i Herodiasy vadin’ny rahalahiny sady nanao zava-dratsy be dia be. 20 Koa nogadrainy i Jaona, ho fanampin’ireo zava-dratsy rehetra efa nataony ireo.+
-